Lohataona: Fahasamihafan'ny versiona

Nanampy
(Nanampy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
(Nanampy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
 
Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Marsa sy Avrily ary Mey ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Septambra sy Oktobra ary Novambra izany.
 
'''Zava-miseho eo amin'ny natiora amin'ny lohataona'''
 
Mihavao ny voary. Mitsonika ny orampanala. Miakatra ny ranon-kazo. Mitsimoka na manomboka mamony ny ankamaroan'ny zavamaniry. Rakotra voninkazo ny toerana misy bozaka aman'ahitra.
 
Mifoha amin'ny torimasony ireo biby mpatory ririnina. Miverina ireo biby sy vorona mpifindra monina.
 
Ny [[Taom-baovao malagasy|taom-baovao malagasy]] dia ankalazaina amin'ny lohataona amin'ny volana Septambra ho an'ny Malagasy sasany amin'ny maha fizaran-taona voalohany azy. Ny hafa kosa dia mihazona ny [[Alahamady]] izay heveriny fa amin'ny fotoan'ny [[fararano]] amin'ny volana Marsa na Avrily manakaiky ny 21 Marsa.
2 689

modifications