Lohataona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra: lohataona: taom-baovao malagasy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''lohataona''' no [[fizaran-taona]] voalohany amin'ny taona. Manomboka mitsiry sy maniry avokoa ireo zava-maniry nihintsina nandritra ny ririnina.
 
Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Marsa sy Avrily ary Mey ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Septambra sy Oktobra ary Novambra izany.
 
Ny [[Taom-baovao malagasy|taom-baovao malagasy]] dia ankalazaina amin'ny lohataona amin'ny volana Septambra ho an'ny Malagasy sasany amin'ny maha fizaran-taona voalohany azy. Ny hafa kosa dia mihazona ny [[Alahamady]] izay heveriny fa amin'ny fotoan'ny [[fararano]] amin'ny volana Marsa na Avrily manakaiky ny 21 Marsa.
 
Ny fankalazana ny fiandohan'ny lohataona dia misy milaza fa natao tamin'ny faritra maro teto Madagasikara, ka Volambita, araka ny anaram-bolana malagasy avy amin'ny [[Fiteny sanskrity|teny sanskrita]], no fiantsoana izany.
 
== Jereo koa: ==