Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rohy |
k Rohy Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Christus statue temple square salt lake city.jpg|vignette|329x329px]]
Ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany eto Madagasikara|'''Fiangonan'i''' '''Jesoa''' '''Kristy''' '''ho''' '''an'ny''' '''Olomasin'ny''' '''Andro''' '''Farany''' '''eto''' '''Madagasikara''']] dia fiangonana voaorina tamin'ny taona 1993 eto Madagasikara izay sampan'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany]] maneran-tany. Fantatry ny Malagasy amin'ny anarana hoe Fiangonana Môrmôna izy. Tamin'ny fiandohan'ny taona 2018 izy dia nisy mpikambana miisa manodidina ny 11.900 izay mitsinjara amin'ny fiangonana 40 <ref><small>Mindy Anne Selu, [https://www.lds.org/liahona/2016/04/young-adults/measuring-blessings-in-madagascar "Ireo Fitahiana Manao Fitokisana eto Madagasikara"]</small></ref>.
== Tantarany ==
Tamin'ny taona 1986 tany Frantsa no nikambanan-dRazanapanala Ramiandrisoa tamin'ny Olomasin'ny Andro Farany fony izy nandranto fianarana tany ka natao [[batisa]] tao Bordeaux any Frantsa tamin'io taona io ihany<ref><small>[https://www.mormonnewsroom.org/facts-and-statistics/country/madagascar/ LDS Newsroom (Madagascar)]</small></ref>. Nody aty Madagasikara izy tamin'ny taona 1989 ka nanomboka nampianatra ny Filazantsara
Mandraka amin'ny taona 1998 dia teo ambany fanaraha-mason'ny ao Afrika Atsimo ny Fiangonana teto Madagasikara ka tsy nahazo asa fanirahana hitory ny Vaovao Mahafaly manokana ny aty Madagasikara raha tsy tamin'ny taona 1998. Tamin'ny taona 1999 vao vita ny trano fiangonana voalohany teto Madagasikana. I Dominique L. Andriamanantoa no filoha. Nadika tamin'ny fiteny malagasy ny [[Bokin'i Môrmôna]] tamin'ny taona 2000.
|