Didy Folo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipemina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Moses and Aaron with the 10 Commandments 1674.jpg|vignette|319x319px|''I Mosesy sy i Aarona miaraka amin'ny Didy Folo'', nataon'i Aron de Chavez, taona 1674.]]
Ny [[Didy Folo|'''Didy''' '''Folo''']] dia fitambarana soratrafitambaran-tsoratra mirakitra toromarika momba ny fitondran-tena sy ny fivavahana izay hita ao amin'ny [[Baiboly]] sady voalaza ao fa nosoratan'ny "tanan'Andriamanitra" tamin'ny vato fisaka sy nomeny an'i [[Mosesy]] (na [[Môizy]]) tao amin'ny [[Tendrombohitra Sinay (Baiboly)|tendrombohitra Sinay]] (na [[Tendrombohitra Horeba|Horeba]]). Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia עֲשֶׂרֶת הַדִּבְּרוֹת / ''ʿAsereth ha-Diberoth izay'' izay midika hoe "teny folo", ary amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] dia ''δεκάλογος'' / ''dekálogos'' ("teny folo") (Jereo: Eks. 34:28; Deo. 4:13).
 
== Lahatsoratra ao amin'ny Baiboly ==
Andalana faha-45:
 
== Ny Didy Folo ao amin'ny Baiboly Samaritana ==
Ao amin'ny [[Baiboly#Ny Baiboly samaritana|Baiboly samaritana]] izay tsy ahitana afa-tsy ny Torah (izany hoe ny [[Pentateoka]]: ny Boky dimin'i Mosesy) dia nanampy ao amin'ny didy fahafolo ny tokony hanajana ny [[Tendrombohitra Garizima]] izay foiben'ny fanompoam-pivavahana samaritana<ref name=":0"><small>[http://www.the-samaritans.com/html_articles/tenth_command.htm "The Samaritan Tenth Commandment"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.the-samaritans.com%2Fhtml_articles%2Ftenth_command.htm tahiry]], ''The Samaritans, Their History, Doctrines and Literature'', par Moses Gaster, The Schweich Lectures, 1923.</small></ref>. Ireo endrika roa isehoan'ny Didy Folo ao amin'ny [[Baiboly hebreo]] ireo dia narindra mba hitovy tanteraka<ref name=":0" />.
 
Mba hitazomany ny isan'ireo didy ireo dia heverin'ny [[Samaritana]] ho fampahafantarana mialoha fotsiny ilay ataon'ny [[Jiosy]] hoe didy voalohany (“''Izaho no IHVH Andriamanitrao, izay nitondra anao avy any amin’ny tanin’i Ejipta, niala tamin’ny tranon’ny fanandevozana''"), ka ny didy voalohany ao amin’ny [[Baiboly samaritana|Torah samaritana]] dia ny didy faharoa ao amin'ny [[Torah|Torah jiosy]]. Ho an'ny Samaritana, "ny olon-kendry jiosy dia namadika io fampahafantarana io ho didy mba haha folo ny isan'ny didy tamin'ny nanitsian'izy ireo ny Toràny tamin’ny nanesorany ny didy fahafolo" <ref>''<small>[http://www.mystae.com/reflections/messiah/documents/10commandment.html The Tenth Commandment in the Pentateuch in the hands of the Israelite Samaritans]</small>'' <small>[[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.mystae.com%2Freflections%2Fmessiah%2Fdocuments%2F10commandment.html tahiry]] (notsidihina 29/12/2006).</small></ref> izay mikasika ny tendrombohitra Gerizima. Ny isan'ireo didy ireo dia voalaza ao amin'ny Bokin'ny Eksodosy 34.28.
 
== Ny Didy Folo araka ny Fiangonana samihafa ==
Araka ny lahatsoratra avy ao amin'ny Eksodosy, dia mihoatra ny folo ny fitambaran'ireo [[fehezanteny]] misy ny teny hoe ''Aza'' sy ny matoatenymatoanteny amin'ny [[Filaza mandidy|filaza mibaiko]] toy ny hoe ''mitandrema''. Araka ny [[Baiboly]] anefa dia folo ihany ny Didy. Samy manana ny fomba amaritany ny didy tsirairay ny fiangonana isanisany. Hita etsy ambany ny ohatra maneho ny fahasamihafana misy.
{|border="1"
|+Ny Didy Folo araka ny Fiangonana samihafa