Antokon-kintana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Antokon-kintan'ny zodiaka
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-58:
|<small>Al-Hut</small>
|}
 
== Fotoana andalovan'ny masoandro ==
Tsy mifanaraka amin'ny fotoana mifanandrify amin'ny evan'ny [[zodiaka]] mikisaka (ilay ampiasain'ny mpanandro tandrefana) ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] ao amin'ny fari-danitry ny antokon-kintana mitovy anarana amin'ireo eva ireo. Amin'ny ankapobeny dia mandroso iray volana mialoha ny fotoan'ny evan'ny zodiaka mikisaka raha mitaha amin'ny antokon-kintan'ny zodiaka.
 
 
Alahamady: 19 Avrily - 14 Mey
 
Adaoro: 14 Mey - 21 Jona
 
Adizaoza: 21Jona - 21 Jolay
 
Asorotany: 20 Jolay - 10 Aogositra
 
Alahasaty: 11 Aogositra - 16 Septambra
 
Asombola: 16 Septambra - 30 Oktobra
 
Adimizana: 30 Oktobra - 23 Novambra
 
Alakarabo: 23 Novambra - 29 Novambra
 
(Bibilava: 29 Novambra - 18 Desambra
 
Alakaosy: 18 Desambra - 19 Janoary
 
Adijady: 19 Janoary - 16 Febroary
 
Adalo: 16 Febroary - 12 Marsa
 
Alohotsy: 12 Marsa - 19 Avrily.
 
 
== Jereo koa: ==