Karemy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
 
Andalana faha-1:
[[Sary:US Navy 080206-N-7869M-057 Electronics Technician 3rd Class Leila Tardieu receives the sacramental ashes during an Ash Wednesday celebration.jpg|vignette|296x296px|Fanosorana lavenona amin'ny Alarobian'ny Lavenona]]
Ny '''[[Karemy]]''' dia fotoana anaovana fifadian-kanina sy fieken-keloka izay tandreman'ny Kristiana ka maharitra efapolo andro ho fiomanana amin'ny [[Paka (fety)|Paka]] (na [[Paska]]). Tamin'ny taonjato faha-4 no nanombohan'ny [[Kristianisma|Kristiana]] nanao fifadian-kanina amin'ny Karemy ka 40 andro no faharetan'izany fifadiana izany izay miedrika fanaovana sakafo faran'izay tsotra dia tsotra. Izany dia ahatsiarovana ny fifadian-kanina 40 andro nataon'i [[Jesoa Kristy]] tany an-tany efitra. Hamaivanina ny fifadian-kanina amin'ny Alahady sy amin'ny andron'ny Andron'i Maria. Mifarana amin'ny fifadian-kanina hentitra kokoa sy fankalazana ny Karemy amin'ny Herinandro Masina.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Karemy'' dia fanagasiana ny teny frantsay hiehoe ''Carême'' izay avy amin'ny fahasimban'endriky ny teny latina hoe ''Quadragesima'' izay midika hoe "fahefapolo". Izany dia mampahatsiahy ny fifadian-kanina nataon'i [[Jesoa Kristy]] tany an-tany efitra.
 
== Ny Karemy isam-piangonana ==