Diôfizisma: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
k Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-1:
Ny [[diofizisma|'''diofizisma''']] na [[Diofizisma|'''diofizitisma''']] dia fampianarana
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''diofizisma'' na ''diofizitisma'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''δυοφυσιτισμός'' / ''duofusitismos'' izay azo rasaina amin'ny teny hoe ''δυο'' / ''duo (''midika hoe "roa") sy ny hoe φύσις / ''phusis'' (midika hoe "fomba", "natiora").
== Tantaran'ny diofizisma ==
Tamin'ireo taona nanaraka ny Konsily tao Kalkedona dia tsy nanaiky ny fanapahan-kevitr'io konsily io sady nisaraka tamin'ny "ortodoksia" (fampianaram-pinoana ofisialin'ny Fiangonana) ny Fiangonan'i Antiokia sy ny an'i Aleksandria ary ny an'i Armenia izay natao hoe "[[Monofizisma|monofizita]]" nefa raha ny tena marina dia nitory ny "[[miafizisma]]" (natiora tokan'i Kristy, izay sady Andriamanitra no olombelona: Kristy iray manana natiora roa).
== Foto-pampianarana ==
Ny diofizisma, izay hita ao amin'ny [[Fiekem-pinoan'i Kalkedona]], dia mitory Kristy iray manana fomba (natiora) roa izay tsy mifangaro sy tsy miova ary tsy mizara no tsy misaraka. Inty ilay fiekem-pinoana:
"Araka ireo Ray masina izany, izahay dia mampianatra amim-piraisam-peo fa mitory Zanaka iray sady tokana, dia ny Tomponay Jesosy Kristy, ilay tanteraka amin'ny maha Andriamanitra azy, sy tanteraka amin'ny maha olombelona azy, Andriamanitra tokoa ary olona tokoa misy fanahy misaina sy vatana, mitovy maha izy azy amin'ny Ray araka ny maha Andriamanitra azy sy mitovy maha izy azy amintsika araka ny maha olombelona azy, manahaka antsika amin'ny lafiny rehetra afa-tsy amin'ny fahotana, nateraky ny Ray talohan'ny fotoana rehetra araka ny maha Andrimanitra azy, ary amin'ny andro farany izy tenany ilay (nateraka) ho antsika sy ho an'ny famonjena antsika avy amin'ny Maria Virjiny, Renin'Andriamanitra araka ny maha olombelona azy, Kristy iray sady tokana, Zanaky ny Tompo, izay hany nateraka, ekena fa manana fomba (natiora) roa, tsy mifangaro, tsy miova, tsy mizara ary tsy misaraka, ny mahasamihafa ireo fomba roa ireo dia tsy
== Jereo koa: ==
|