2 689
modifications
kAucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
kAucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Ny [[tetiandro miozolmana|'''tetiandro''' '''miozolmana''']] na '''tetiandro silamo''' dia tetiandro ampiasain'ny fivavahana silamo ka ny iray [[Volana (fotoana)|volana]] ao aminy, izay mitovy amin'ny fitsingerenan'ny [[Volana]] amin'ny Tany, dia misy 29 na 30 andro ary ny iray taona misy 354 na 355 andro. Tetiandro [[Tetiandro manara-bolana|manara-bolana]] ny tetiandro miozolmana. Ny fanombohan'ny volana tsirairay dia mifanandrify amin'ny fotoan'ny tsinam-bolana hitan'ny maso. Ampiasaina indrindra amin'ny fankalazana amin'ny [[Fivavahana silamo|fivavahana silamo]] ny tetiandro miozolmana. Tsy misy ny fampifanandrifiana ny taona silamo amin'ny tsingerim-pihodinan'ny [[Tany]] amin'ny [[Masoandro]] na amin'ny fizaran-taona; noho izany dia tsy misy koa ny volana fanampiny (volana faha-13), tsy tahaka ny ao amin'ny tetiandro manara-bolana sy masoandro toy ny [[tetiandro hebreo]].
Ny taona 1 amin'ny tetiandro miozolmana dia mifanandrify amin'ny taona 622 taor. J.K. amin'ny [[tetiandro gregoriana]] ary ny andro voalohany dia mifanandrify amin'ny 15 na 16 Jolay tamin'io taona 622 io. Andro voalohany amin'ny volana ''Muharram'' izany. Io no andro voalohany tamin'ny fifindrà-monin'
== Ny andro sy ny volana ==
==== Ny andro ====
Ireto ny anaran'ny [[andro]] ao amin'ny tetiandro miozolmana (anaran'andro arabo):
{| class="wikitable"
|'''Andro'''
== Fifandraisan'ny taona silamo sy ny taona gregoriana: ==
Fohy kokoa noho ny taona [[Tetiandro gregoriana|gregoriana]] na [[Tetiandro joliana|joliana]] ny taona miozolmana ka 11 andro ny elanelan'izy ireo. Ny taona 1 amin'ny tetiandro miozolmana dia mifanandrify amin'ny taona 622 taor. J.K. ary ny andro voalohany dia mifanandrify amin'ny 15 na 16 Jolay tamin'io taona 622 io. Inty ny raikipohy azo ampifandraisana ny taona miozolmana (m) sy ny taona gregoriana (g):
* m(g) = (g − 621,5709) × 1,0306888.
|
modifications