Andriamanitra Zanaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Soratra
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Dios Hijo del Sagrado Decreto de la Trinidad de Sevilla.JPG|vignette|342x342px|''Sarin'Andriamanitra Zanaka'' - nataon'i Emilio Pizarro]]
[[Andriamanitra Zanaka|'''Andriamanitra''' '''Zanaka''']] no iantsoan'ny Kristiana mino ny [[Trinite]] an'i [[Jesosy Kristy]]. Izany dia tsy afangaro amin'ny maha Zanak'Andriamanitra an'i Jesosy Kristy izay eken'ny Kristiana rehetra na trinitariana na tsia na dia notsoahany avy tamin'ny fitenenana hoe "Zanak'Andriamanitra" io aza ny hoe "Andriamanitra Zanaka". [[Persona (teolojia)|Persona]] faharoa ao amin'ny [[Trinite|Andriamanitra Trinite]] ny Andriamanitra Zanaka ka persona voalohany sy faharoa ny [[Andriamanitra Ray]] sy ny [[Fanahy Masina|Andriamaitra Fanahy Masina]].
 
== Jereo koa: ==