Kristôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Rohy Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-1:
Ny [[kristolojia|'''kristolojia''']] dia taranja ao amin'ny [[teolojia dogmatika]] kristiana izay mianatra sy mandinika ny amin'ny [[Persona (teolojia)|persona]] sy ny fampianarana ary ny asan'i [[Jesosy]] amin'ny maha Kristy azy, indrindra ny amin'ny fomban'i Jesosy sy ny fifandraisany amin'Andriamanitra: i Jesosy ve zanak'Andriamanitra, zanaka natsangany, olombelona tsy misy fangarony, sa Andriamanitra tsy misy fangarony ? Izany fandinihana ao amin'io taranja io izany dia miainga avy amin'ny anaram-boninahitra omena an'i Jesosy ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]], toy ny hoe [[Kristy]], [[Tompo]], [[Zanak'Andriamanitra]], [[Mesia]], sady mandinika koa ny amin'ny maha-izy-azy an'i Kristy sy ny hevitry ny anaram-boninahitra hoe ''Kristy''.
== Jereo koa: ==
|