Andriamanitra Ray: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-4:
I [[Jesosy Kristy]], ao amin'ny fampianarany hita ao amin'ny [[Vaovao Mahafaly]], dia mamaritra ny maha Ray an'Andriamanitra amin'ny maha Andriamanitra fitiavana azy. Izany maha Ray an'Andriamanitra izany dia asehon'ny fifandraisan'i Jesosy manokana aminy, nefa miseho koa izany amin'ny Kristiana izay antsoiny hanao azy ho Ray amin'ny maha zanaka natsangany azy ireo sady misokatra ho an'ny olombelona rehetra. Manamafy izany ny [[vavaka nampianarin'ny Tompo]].
 
Nihalalina izany fiheverana ny maha Ray an'Andriamanitra izany ao amin'ny fiangonana kristiana be mpanaraka ka inoan'izy ireo fa [[Persona (teolojia)|persona]] voalohany ao amin'ny [[Trinite]] ny Andriamanitra Ray. Persona faharoa sy fahatelo ny [[Andriamanitra Zanaka]] ([[Jesosy Kristy]]) sy ny [[Fanahy Masina|Andriamanitra Fanahy Masina]]. Hatramin'ny taonjato faharoa no efa nisian'ny fanambaràna ny finoana an'Andriamanitra Ray (Tsitoha)" izay manindry ny maha Ray sy mpamorona an'izao tontolo izao an'Andriamanitra. Ao amin'ny kristianisma trinitariana dia lasa lavitra kokoa ny finoana an'Andriamanitra Ray araka ny hita ao amin'ny [[Fanekem-pinoana apostolika|Fanekam-pinoana apostolika]] izay manambara ny finoana ny "Ray tsitoha, mpanao ny lanitra sy ny tany".
 
== Jereo koa: ==