Advento : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Tsipelina sy rohy
k
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
k (Tsipelina sy rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
 
== Ny lohahevitra amin'ny Alahady efatra ==
Ny fotoan'ny Advento dia misy Alahady efatra amin'ny ankamaroan'ny fiangonana fa enina kosa izany ho an'ny [[Kristianisma ortodoksa|Fiangonana ortodoksa]]. Ao amin'ireo Fiangonana manaraka ny fombam-pivavahana romana izay ampiasaina indrindra ao amin'ny Eglizy katolika dia samy manana ny lohahevitra voizina ny Alahady tsirairay.
 
==== Alahady voalohany ====
[[Sary:The Last Judgement. Jean Cousin..jpg|vignette|254x254px|''Ny Fitsarana farany,'' nataon'i Jean Cousin]]
Amin'ny Alahady voalohany dia miompana amin'ny Fiavian'i Kristy Fanindroany ny lohahevitra. Arehitra ny [[labozia]] voalohany amin'io andro io. Ireto ny vakiteny fanao amin'izany:
 
*[[Bokin'i Isaia|Isaia]] 2.1-5; [[Bokin'ny Salamo|Salamo]] 121 (na 122 amin'ny Baiboly sasany); [[Epistily ho an'ny Romana|Romana]] 13.11-14; [[Filazantsara araka an'i Matio|Matio]] 24.37-44.
 
==== Alahady fahatelo ====
Amin'ny Alahady fahatelo dia mbola mikasika an'i Joany Batista ihany ny famakiana ny [[Filazantsara|Evanjely]], ireo vakiteny hafa dia momba ny fifaliana vokatry ny fiavian'ny Mpamonjy. Arehitra ny labozia fahatelo amin'io andro io. Ireto ny vakiteny fanao amin'izany:
 
* Isaia (na Izaia) 35.1-6a, sy 10; Salamo 145.7-10 (na 146.7-10); [[Epistily nosoratan'i Jakoba|Jakoba]] 5.7-10; Matio 11.2-11.
==== Alahady fahefatra ====
[[Sary:Gerard Seghers 001.jpg|vignette|244x244px|''Ny nofin'i Josefa'', nataon'i Gerard Seghers, taona 1625-1630.]]
Amin'nyNy Alahady fahefatra dia mifantokaifantohana amin'ny ny zava-nitranga momba an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] sy i [[Josefa (vadin'i Maria)|Josefa]] izay mitarika mivantana ho amin'ny [[Fahaterahan'i Jesoa|fahaterahan'i Jesoa]], ary ireo vakiteny hafa dia momba izany ihany koa. Arehitra ny labozia fahefatra amin'io andro io. Ireto ny vakiteny fanao amin'izany:
 
* Isaia (na Izaia) 7.10-16; Salamo 23.1-6 (na 24.1-6). Romana 1.1-7; Matio 1.18-24.
==== Ny isa sy ny lokon'ny labozia ====
[[Sary:Adventkranz andrea.JPG|vignette|247x247px|Satroboninahitry ny Advento sy labozia fanao any Kanada]]
Fanao amin'ny fiangonana toy ny any [[Alemaina]] sy amin'ny faritra sasany ao [[Eoropa]] ny manantona ilay atao hoe "satrobolinahitry ny Advento" na "satroboninahitry ny Fiaviana" izay ametrahana labozia iray isan-kerinandro mandra-pahatongany ho efatra amin'ny andron'ny [[Noely]] (na [[Krismasy]])<ref name=":0" />. Matetika dia miloko mena ireo labozia ireo nefa misy ny mampiasa loko hafa toy ny manga, ny mavokely, ny volomparasy sns.satroboni
 
nahitry ny Advento" na "satroboninahitry ny Fiaviana" izay ametrahansy anampiana a labozia iray isan-kerinandro mandra-pahatongany ho efatra amin'ny andron'ny [[Noely]] (na [[Krismasy]])<ref name=":0" />. Matetika dia miloko mena ireo labozia ireo nefa misy ny mampiasa loko hafa toy ny manga, ny mavokely, ny volomparasy sns.
 
Ao [[Soeda]] dia jiro miloko fotsy no ampiasaina izay mariky ny fahadiovana ary ny satroboninahitra dia atokana ho an'ny fetin'i ''Sankta Lucia'' (Mb. Losia) amin'ny 13 Desambra. Ao [[Kanada]] dia labozia volomparasy telo sy labozia mavokely iray no ampiasaina amin'ny satroboninahitry ny Advento ka ny mavokely tsy arehitra raha tsy amin'ny Alahady fahatelo sady manambara ny fifaliana amin'ny fahataperan'ny fiandrasana. Any [[Aotrisy]] kosa dia miloko volomparasy ny labozia izay mariky ny fivalozana<ref><small>[https://diocese92.fr/faq/fetes_avent_traditions.htm "Traditions de l'Avent"], Diocèse de Nanterre [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2F92.catholique.fr%2Ffaq%2Ffetes_avent_traditions.htm tahiry]]</small></ref>.
Ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana ortodoksa]] dia mampiasa labozia miisa enina indraindray noho ny fotoam-pankalazany ny Fiaviana maharitra enina herinandro.
 
==== Ny hevitry ny satroboninahirasatroboninahitra sy ny labozia ====
Ny satroboninahitry ny Fiaviana dia mampahatsiahy ny Kristy Mpanjaka sy ilay satro-tsilo natao teo amin'ny lohany tamin'ny fotoana nampijaliana azy. Ny isan-tokantrano koa dia afaka manamboatra satroboninahitry ny Fiaviana izay apetraka eo ambony latabatra na ahantona eo amin'ny varavarana fidirana ho mariky ny fitsenana sy fandraisam-bahiny<ref><small>[http://www.teteamodeler.com/dossier/noel/couronne-avent.asp "Préparer une couronne de l'Avent"], ''Tête à modeler'' [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.teteamodeler.com%2Fdossier%2Fnoel%2Fcouronne-avent.asp tahiry]]</small></ref>.
 
2 689

modifications