Zôdiaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''[[zodiaka]]''' dia faribolana miendri-pehikibo, tsy hita maso fa eretreretin'ny saina, eny amin'ny bolan-danitra manodidina ny Tany ka ny ivony dia mifanandrify amin'ny toerana misy ny [[Tany]], izany hoe ny lalana omban'ny [[Tany]] manodidina ny [[Masoandro]]. Ny anaran'ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]'ny zodiaka sy ny [[evan'ny zodiaka]] amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] dia ireto: ''Aries'', ''Taurus'', ''Gemini'', ''Cancer'', ''Leo'', ''Virgo'', ''Libra'', ''Scorpio'', ''Ophiuchus'', ''Sagittarius'', ''Capricornus'', ''Aquarius'' ary ny ''Pisces''. Misy karazany roa ny zodiaka dia ny zodiakam-panandroana mahazatra izay atao hoe '''zodiaka mikisaka''', sy ny zodiaka amin'ny haikintana (zodiakan'ny antokon-kintan'ny zodiakakintana miampy ny antokon-kintana ''Ophiuchus'') izay atao hoe '''zodiakan-kintana'''. Mitovy anarana ny [[antokon-kintan'ny zodiaka]] sy ny evan'ny zodiaka fa tsy mitovy fari-potoana na fari-danitra isehoana na tondroina. Ireto avy ny anaran'izy ireo amin'ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]]: ''Alahamady, Adaoro, Adizaoza, Asorotany, Alahasaty, Asombola, Adimizana, Alakarabo, Alakaosy, Adijady, Adalo ary Alohotsy''.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''zodiaka'' dia avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''ζωδιακός κύκλος'' / ''zôdiakós kúklos'' izay midika hoe "tsingerin-java-manana aina madinika" na "faribolan-java-manana aina madinika". Ny hoe ζῴδιον / ''zốdion'' dia midika hoe "zava-manana aina madinika" satria ireo antokon-kintana ao amin'ny zodiaka, afa-tsy ny ''Libra'' ("mizana"), izay ampahany tao amin'ny antokon-kintana ''Scorpio'' ("maingoka"), sy ny ''Aquarius'' ("mpanidin-drano"), dia maneho sarin-java-manana aina, araka ny fieritreretan'ny mpandinika kintana sy ny mpanandro amin'ny kintana.fahizay
 
== Antokon-kintana sy evan'ny zodiaka ==
 
=== Antokon-kintan'ny zodiaka ===
Ny antokon-kintan'ny zodiaka dia ampahany amin'ny antokon-kintana rehetra izay hoatry ny andalovan'ny [[Masoandro]] sy ireo planetan'ny[[planeta]] Masoandromiaraka aminy. Ireto ny anaran'ny antokon-kintana telo ambin'ny folon'ny zodiakan-kainkintanakintana amin'ny fiteny latina:
 
* ''Aries'' ("ondrilahy")
Andalana faha-26:
 
=== Evan'ny zodiaka ===
Notsinjaraina ho faritra roa ambin'ny folo mitovy ny zodiaka tamin'ny taonjato faha-5 ka samy manana 30° avyny evan'ny zodiaka tsirairay izay mitovy anarana amin'ny antokon-kintana tokony hifanandrifindrify aminy. Ny roa ambin'ny folo amin'ireo ihany no mitovy anarana amin'ny antokon-kintan'ny zodiakan'ny fanandroana mhazatrazodiaka. Tsy isany ny ''Ophiuchus.'' Ny [[Alahamady]] (latina: ''Aries)'' no eva voalohany izay mifanandrify amin'ny faritry ny lanitra idiran'ny [[Masoandro]] ao amin'ny ekinoksa<ref><small>Ny '''ekinoksa''' dia fotona tokony hampitovy halava tanteraka ny andro sy ny alina (raha tsy niendrika kapila fa niendri-teboka ny masoandro) ka amin'ny 20 marsa (na 21 tsindraindray) sy amin'ny 22 Septambra (na 23 tsindraindray).</small></ref> amin'ny lohataona any amin'ny ila-bolantany avaratra (izany hoe 20 na 21 Marsa) izay fari-potoan'ny taom-baovao tao amin'ireo tetiandro tamin'ny [[Andro Taloha]].
 
Izao ny anaran'izy ireo amin'ny fiteny latina sy malagasy sy [[Fiteny arabo|arabo]] ary [[Fiteny frantsay|frantsay]]:
{| class="wikitable"
|'''<small>Teny latina</small>'''
Andalana faha-97:
 
=== Fifandraisan'ny antokon-kintana sy ny evan'ny zodiaka ===
Ny fari-potoana ao amin'ny zodiakan'antokon-kintana, izay atao hoe [[zodiakan-kintana]] (frantsay: ''zodiaque sidéral''), dia tsy ampitovizina amin'ny zodiakan'ny eva, izay atao hoe [[zodiaka mihodinamikisaka]] (frantsay: ''zodiaque tropical'') ary ny faritry ny antokon-kintan'ny zodiaka.
 
==== Ny zodiakan-kintana ====
Ny zodiakan-kintana dia zodiaka azo avy amin'ny fampifanandrifiana ny faritryfizarana ny evan'faritry ny zodiaka amin'ny antokon-kintana mitovy anarana aminy nefa natao izay hampitovy ny haben'ny faritry ny eva tsirairayfaritra (30° avy) fa tsy nampitovizina amin'ny faritry ny antokon-kintan'ny zodiaka tsirairay (izay indraindray mihoatra ny 30°, indraindray latsaka).
 
==== Ny zodiaka mikisaka ====
Ny zodiaka mikisaka (na zodiakam-panadroana mahazatra) dia zodiaka tsy manaraka ny fihodin'ny kintana fa manaraka ny an'ny [[Masoandro]] sy ny [[fizaran-taona]] ka misy tsy fitovizanymitovy amin'ny hafainganam-pihodin'ny zodiakan-kintana sady ireo eva ao aminy dia tsy mifanandrify amin'ny antokon-kintana mitovy anarana aminy. Ny zodiaka mikisaka no fampiasa indrindra amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanadroana]] na dia lazaina fa ny kintana no fototry ny fanandroana. Na dia izany aza dia misy ny fanandroana tena mifototra amin'ny zodiakan-kintana na ny antokon-kintan'ny zodiaka mihitsy ka atao hoe [[fandroan-kintana]].
 
==== Inty ny fafana maneho ny tsy fitovian'nyireo zodiaka roa ireo: ====
 
==== Inty ny fafana maneho ny tsy fitovian'ny zodiaka roa ireo: ====
{| class="wikitable"
|'''<small>Anarana</small>'''
Ligne 252 ⟶ 251 :
 
=== Ny zodiaka sy ny fanandroana amin'ny ankapobeny ===
Ny evan'ny zodiaka dia ampasaina amin'ny fanandroana mba hatao fiaingana ara-potoana sy arak'erana ka ahafahana manao ny fampifandraisana izay fototr'ity fanao ity. Ampiasaina ao amin'ny fanandroana ny zavatra isankarazany toy ny [[planeta]], ny [[Masoandro]], ny [[Volana]], ny faravodilanitra ary ny faritra na teboka amin'ny vohon'ny tany manadrifymifanandrify amin'ny Masoandro mitatao vovonana. Ny fananadroanafananandroana miankina amin'ny zodiaka dia misy karazany roa koa noho izany, dia ny [[fanandroan-kintana]] sy ny [[fanandroan-mihodina'eva]].
 
==== Ny fanandroan-kintana ====
Ny fanandroan-kintana (frantsay: ''astrologie sidérale'') dia miankina tanteraka amin'ny [[kintana]] na ny antokon-kintana (antokon-kintan'ny zodiaka indrindra) izay azo jerena tokoa eny amin'ny lanitra. Mety ho ny maso fotsiny no enti-mijery izany mivantana na amin'ny alalan'ny fampiasana fitaovana moderna.
 
==== Ny fanandroa-mihodinafanandroan'eva ====
Ny fanandroan'eva na fanandroa-mihodinamikisaka (frantsay: ''astrologie tropicale'') kosa dia miankina amin'ny fizaran-taona faritan'ny toerana misy ny [[Masoandro]] miohatra amin'ny tany. Ity fanandroana ity no be mpampiasa indrindra na dia efa tsy mifanaraka amin'ny antokon-kintanakintan'ny zodiaka aza ny [[evan'ny zodiaka]].
 
Miteraka olana ny tsy fahaiza-manavaka azy roa ireo. Ohatra, ny olona iray teraka ao amin'ny evan'ny ''Adimizana'' (23 Septambra - 22 Oktobra) dia tsy teraka ao amin'ny fotoan'ny antokon-kintana ''Adimizana'' (30 Oktobra - 20 Novambra) fa ao amin'ny an'ny ''Asombola'' noho ny tsy fifanarahana misy amin'ny antokon-kintan'ny zodiaka sy ny evan'ny zodiaka. Toy izany koa raha misy olona lazaina fa teraka manandrify ny antokon-kintanaevan'ny ''Alakaosy'' (1823 DesambraNovambra - 2021 JanoaryDesambra) dia tsy teraka amin'ny evanantokon-kintan'ny ''AlakaosyAlakarabo'' izy (23raha Novembrany -tena 21 Desambra)marina.
 
== Jereo koa: ==