Zôdiaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''[[zodiaka]]''' dia faribolana matevinamiendri-pehikibo, tsy hita maso fa eretreretin'ny saina, eny amin'ny bolan-danitra manodidina ny Tany ka ny ivony dia mifanandrify amin'ny toerana misy ny [[Tany]], izany hoe ny lalana omban'ny [[Tany]] manodidina ny [[Masoandro]]. Ny anaran'ny antokon-kintan'ny zodiaka sy ny evan'ny zodiaka amin'ny teny latina dia ireto: ''Aries'', ''Taurus'', ''Gemini'', ''Cancer'', ''Leo'', ''Virgo'', ''Libra'', ''Scorpio'', ''Ophiuchus'', ''Sagittarius'', ''Capricornus'', ''Aquarius'' ary ny ''Pisces''. Misy karazany roa ny zodiaka dia ny zodiakam-panandroana izay atao hoe '''zodiaka mihodina''', sy ny zodiaka amin'ny haikintana (zodiakan'ny antokon-kintan'ny zodiaka miampy ny antokon-kintana ''Ophiuchus'') izay atao hoe '''zodiakan-kintana'''. Mitovy anarana ny antokon-kintan'ny zodiaka sy ny evan'ny zodiaka fa tsy mitovy fari-potoana na fari-danitra isehoana na tondroina. Ireto avy ny anaran'izy ireo amin'ny teny malagasy: ''Alahamady, Adaoro, Adizaoza, Asorotany, Alahasaty, Asombola, Adimizana, Alakarabo, Alakaosy, Adijady, Adalo ary Alohotsy''.
 
== Fiforonan-teny ==