Lalàna (mitovy fanoratra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k wikidata interwiki
Luclah (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''lalàna''' dia fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin'ny olon-drehetra, avoakan'ny mpitondra fanjakana, na voarakitry ny fomba amam-panao hatran'ny fahagolan-tany, na ataon'ny solombavambahoaka. Ny lalàna koa dia fepetra arahina amin'ny sokajin-javatra na fahaizana manokana. Ohatra : araka ny lalàn'ny fitsipi-pitenenanana malagasy dia tsy asiana ''n'' amin'ny fanakambanan-teny.
 
Io lalàna io dia tsy azon'iza na iza dikaina mihitsy na dia ireo manam-pahefana aza.
ohatra: filoha, solom-bavam-bahoaka, minisitra, mpandraharaha,...sns
 
 
{{vangovango}}