Kristianisma Tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Kristianisma Tatsinanana|'''Kristianisma''' '''Tatsinanana''']] dia mahafaoka ireo Kristiana izay monina any [[Atsinanana Akaiky]] sy [[Atsinanana Afovoany]] indrindraindrindra. Tsy ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|mpino ortodoksa tatsinanana]] ihany no resahina amin'izany fa misy [[Fiangonana katolika tatsinanana|katolika]] sy [[Protestantisma|protestanta]] na hafa koa. Tsy afangaro amin'ny hoe "[[Fiangonana Tatsinanana]]" ny hoe "Kristianisma Tatsinanana".
 
Ny Kristianisma Tatsinana dia ahitana sampana maro ka ny lehibe indrindra aminy, izay miisa efatra, dia ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana]], ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana Ortodoksa Tatsinanana]], ny [[Fiangonana katolika tatsinanana]] (izay miombona amin'ny [[Fiangonana katolika|Katolika Romana]]) ary ireo fiagonana nipoitra avy amin'ny [[Fiangonan'ny Atsinanana]]. Ampifanoherina amin'ny atao hoe "[[Kristianisma Tandrefana]]" ny hoe "Kristianisma Tatsinanana". Izany anarana izany no ilazana ireo Kristiana ao [[Iràka]], [[Siria]], [[Israely]], [[Libàna]], [[Ejipta|Egipta]], [[Iràna]], [[Torkia]], [[India]], [[Pakistàna]] ary [[Indonezia]]. matetikaMatetika dia niharan'ny fanavakavahana ireo Kristiana ireo ka ny sasany naripaka mihitsy.
 
== Jereo koa: ==