Kristianisma Tandrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Kristianisma Tandrefana|'''Kristianisma Tandrefana''']] dia ny fitambaran'ny [[Fiangonana katolika]] sy ireo [[Protestantisma|Fiangonana Protestanta]] ao amin'ny tapany andrefan'ny Kontinentan'i [[Eoropa]] sy ny Kontinentan'i [[Amerika]] ary i [[Afrika]] ka hatrany [[Aostralia]]. Nanomboka tamin'ny nielezan'ny fivavahana kristiana taorian'ny taonjato faha-16 taty Afrika sy tany [[Oseania]] dia tsy tena voafaritra ara-jeografia ny hoe "Kristianisma Tandrefana" fa ara-pirehan-kevitra na ara-teolojia sy araka ny fiavian'ny sampan'ny kristianisma arahin'ny fiangonana resahina.
 
Tsy mitovy ny fiheveran'ny [[Kristianisma Tatsinanana|Kristiana Tatsinanana]] sy Tandrefana ny amin'ny [[fahotana lovana]] sy ny amin'ny fivoahan'ny [[Fanahy masinaMasina]] ary ny fotoam-pankalazana ny [[Paska]]. Tsy mitovy koa ny [[tetiandro]] ampiasaina satria ny Tandrefana mampiasa ny [[tetiandro jolianagregoriana]] fa ny Tatsinanana kosa mampiasa ny [[tetiandro gregorianajoliana]]. Tsy mitovy koa ny fotoana ankalazana ny [[Noely]]. Ny Kristiana Tandrefana no mitana ny laharana voalohany raha ny habetsahanyhabetsahan'ny mpino no jerena satria mahatratra 90% n'ny isan'ny Kristiana maneran-tany.
 
== Jereo koa: ==