Eglizy katôlika rômanina : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Rohy
k (Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Ny [[Fiangonana katolika|'''Fiangonana katolika''']] dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan'ny [[Fiangonana Lehibe]] ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teolojia ka ny iray dia ny [[Fiangonana Ortodoksa|Fiangonana ortodoksa]]. Mizara roa lehibe ny Fiangonana katolika dia ny [[Fiangonana katolika tatsinanana]] sy ny [[Fiangonana Latina]] izay atao hoe koa Fiangonana katolika romana na Eglizy katolika romana (EKAR). Manakaiky kokoa ny fombam-pivavahan'ny Kristiana ortodoksa ny Katolika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan'ny [[Papa]].
 
== Jereo koa: ==
2 689

modifications