Menalamba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Execution of Rainandriamampandry and Ratsimamanga, Madagascar, 1896 (impa-m2856).jpg|vignette|338x338px|Fitifirana an-Rainandriamampandry sy Ratsimamanga tamin'ny taona 1896.]]
Ny '''[[Menalamba]]''' dia fikambanana politika nanatanteraka fikomiana tao [[Imerina-Ambaniandro|Imerina]] ka nanohitra ny fidiran'ny Frantsay teto Madagasikara sady nanenjika ny [[Protestantisma eto Madagasikara|Protestanta]] merina koa izay. Atao hoe ''Menalamba'' koa ireo malagasy nikambana tao. Tamin'ny taona 1895 no nanombohan'ny fikomiana, taorian'ny nahazoan'ny Frantsay an'Antananarivo. Nenjehin'ny tafika frantsay notarihin'ny jeneray [[Gallieni (jeneraly)|Gallieni]] izany fikomiana izany ka nifarana tamin'ny taona 1897 niaraka tamin'ny faharavan'ny fanjakanaFanjakana merina sy ny fanombohan'ny fanjanahana an'i Madagasikara.
 
== Jereo koa: ==