Bahaisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Bahaistar.jpg|vignette|270x270px|Kintana sivy rantsana ahitana ny soratra izay azo vakina hoe "Yā Bahāʾ al-Abhā" izay midika hoe "Ry Voninahitry ny Be voninahitra indindra!"]]
Ny '''[[Bahaisma]]''' na [[Bahaisma|'''Baha'isma''']] na [[Bahaisma|'''Finoana''' '''baha'i''']] na [[Bahaisma|'''Finoana''' '''bahay''']] dia finoana [[Finoana abrahamika|abrahamika]] mahaleo tena noentinnentin'ny irak'Andriamanitra iray antsoina hoe Baha'u'llah. Fivavahana [[Monoteisma|monoteista]] ny finoana bahay. Baha'i na Bahay no iantsoana ireo mpanara-dia ity finoana ity. Mandala ny maha tokana an'Andriamanitra ny Baha'i. fivavahana abrahamika mitory ny maha iray ara-panahy ny olombelona rehetra ny finoana bahay. Ny mpino bahay dia milaza ny tenany ho mpikambana amina "fivavahana mahaleo tena"<ref><small>Denis MacEoin, [https://fr.scribd.com/document/3550026/Responses-to-Apostacy « Personal allegiance and the loss of balance in Babi and Baha’i studies : A response to Moojan Momen’s ‘‘Marginality and Apostasy’’ »], Religion,‎ 2008 ([[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.scribd.com%2Fdoc%2F3550026%2FResponses-to-Apostacy tahiry]])</small></ref> .
 
Ilay Persana atao hoe Mīrzā Ḥusayn-ʿAlī Nūrī (1817-1892), izay atao hoe Baha'u'llah taty aoriana, no nanorina ny finoana bahay tamin'ny taona 1863. Ny anarana hoe ''Baha'u'llah'' dia midika hoe "Voninahitr'Andriamanitra" izay atao amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] mitovy dika amin'io hoe ''Bahāʾ-Allāh''. Mpianatr'i Bahāʾ-Allāh ny mpino bahay. Ny finoana bahay dia manana foibetoerana mihoatra ny 100000 eran-tany ka ao Haifa no foibeny fara tampony. Tamin'ny taona 2011 dia niisa 7.000.000 any ho any ny mpino bahay izay avy amin'ny vahoaka na foko 2100 samihafa miparitaka amin'ny firenena 189 <ref><small>[https://info.bahai.org/bahai-world-community.html "The Bahá’í World Community"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Finfo.bahai.org%2Fbahai-world-community.html tahiry]]</small></ref>. Ny ivotoerana ara-panahy, izay nanaovana fivahiniana masina (''ziyarat'') sady ivotoeran'ny fitantanan-draharaha dia ao Haifa sy ao Acra any Israely.
 
== Tantaran'ny finoana bahay ==