Fiainana aorian' ny fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
kAucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Ny [[fiainana aorian'ny fahafatesana|'''fiainana''' '''aorian'ny''' '''fahafatesana''']] na [[Fiainana aorian'ny fahafatesana|'''fiainana''' '''any''' '''an'''-'''koatra''']] dia fitohizan'ny fiainan'ny fanahy na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-[[paradisa]] na any amin'ny [[helo]] aorian'ny [[fitsanganan-ko velona]], araka ireo [[fivavahana abrahamika]], dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, isan'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahann'ny Grika sy ny Romana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eoropa, ny [[fivavahana kristiana]], ny [[finoana silamo]], ny [[jodaisma]] (afa-tsy ny an'ny [[Sadoseo]]), ny [[bodisma]], ny [[hindoisma]], ny [[jainisma]], ny [[sikisma]], ny [[zoroastrisma]], ny fivavahan-drazana afrikana sy ny hafa koa.
 
== Jereo koa: ==
2 689

modifications