Alohotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-7:
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Pisces'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Poissons''. Amin'ny [[Fiteny soahily|fiteny soahily]] dia atao hoe ''Hutu'' na ''Samaki'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Hut'' na ''Ikan'' ihany koa izy.
 
 
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==
Ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana faharoa ambin'ny folo koa ny Alohotsy ka ny tapany antsinana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy. [[Zanabintana]] ny Alohotsy.

Vintan'olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy araka ny finoan-drazana malagasy. Mifandratra amin'ny [[Asombola]] sy miarina eo amin'ny [[Adimizana]] io vintana io.
 
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Alohotsy ho volana faharoa ambin'ny folo amin'ny taona ao amin'ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany).