Belzebola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Beelzebub and them with him.jpg|vignette|360x360px|I Belizaboba nataon'i Fred Barnard  (1846–1896)]]
I '''[[Belzebola]]''' na [[Belzebola|'''Belzeboba''']] na [[Belzebola|'''Belzebota''']] dia [[devoly]] na [[Devoly|demony]] voaresaka ao amin'ny lireratiora kristiana. Izy no andriandahin'ny devoly rehetra ka tsy iza izy fa i [[Satana]]. Izy no andriamanitr'i Ekrona, faritra any amin'ny tanin'ny FiklistinaFilistina. miresaka ny amin'i Belzeboba ireo [[Filazantsara sinoptika]] ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana.
 
== Ny anaran'i Belzebola ==
Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe בעל זבוב / ''Baʿal Zebūb'' ilay anarana ka nakana ny anarana amin'ny teny latina hoe ''Beelzebub'' ary nadika amin'ny teny malagasy ao amin'ny [[Baiboly protestanta]] hoe ''Belzeboba''. Amin'ny teny grika kosa dia ''Βεελζεβούλ'' / ''Beelzeboúl'' izay nakana ny anarana ao amin'ny Baiboly amin'ny fiteny anglisy.
 
Avy amin'ny anarana hoe ''Baal Zebul'' io anarana io ka ny hoe ''Baal'' dia midika hoe "tompo" ary ny hoe ''Zebul'' kosa "andriandahy". Ny anarana hoe ''Baʿal Zebūb'' dia anarana fanaratsian'ny [[Israelita]] an'i Belzebola ka midika hoe "andriandahin'ny lalitra", araka ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]].