Wikipedia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
Replacing Www.wikipedia.org_screenshot_2013.png with File:Www.wikipedia.org_screenshot_2018.png (by CommonsDelinker because: Uprating wikipedia portal page, requested by c::c:User:Steinsplitter).
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Fandaminam-pehezanteny sy fanitsiana tsipemina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-10:
|mpamorona = [[Jimmy Wales]] sy [[Larry Sanger]]
}}
'''Wikipedia''' (avy amin'ny teny [[fiteny hawaiianina|hawaiianina]]: [[wiki]]; ) dia tranonkala iraisam-pirenena [[World Wide Web|Web]] azo ampiasaina maimaimpoana. [[Wiki]] izany no foibe mitahiry ny pejy rehetra, ary ny [[sehatra (tranonkala)|sehatra]] (''<span lang='en'>website</span>'') '''Wikipedia''' no toerana fijerena sy fanovana ny pejy rehetra. Ny teny hoe ''Wikipedia'' dia fitambaran'ny teny roa ''wiki'' sy pedia (fanafohezana ny hoe ''encyclopedia)''. Ny Wikipedia dia nosoratan'ny olona izay te-hanampy nefa tsy noterenaterena na nokaramainakaramaina.
 
== Tantara ==
<!--{{main|Tantaran'i Wikipedia}}-->
 
Ny niantombohanTamin'iny fiantombohany ny Wikipedia dia tetikasa famenon'iny [[Nupedia]], raki-pahalalana iray maimaim-poana hita tamin'ny tranonkala izay manam-pahaizana manokana (avara-pianarana sy manana traikefa) no nanoratra ny votoatiny, ary misy <!--mg:PROCESS-->fitsipika maro arahin'ny mpanoratra azy. NyTamin'ny [[9 martsa]]Martsa [[2000]] no niorina iny Nupedia, ary kaompaniankompanian-tserasera amin'ny tranonkala iray:, dia ny "Bomis, Inc", no tompony. I [[Jimmy Wales]], <!--mg:CEO-->lehiben'iny Bomis sy i [[Larry Sanger]], tonian'ny fanoratana no isan'ny olona nisongadina tao amin'iny Nupedia, sy iny Wikipedia tato aoriana. Arak'i Sanger, ny mahasamihafa an'iny Wikipedia amin'ireo raki-pahalalana efa misy dia izy malalaka ny votoatiny, tsy voafetra ny habeny noho izy voizina amin'ny tranonkala, mahitsy fijery ary miezaka ho tsotra noho izy mihevitra ho an'nymikendry sarambaben'ny olona arysady mivelatra amin'ny lafiny sy sokajin'olona maro.<ref name=QANupedia>[[Larry Sanger]], "[http://web.archive.org/web/20000510132952/www.nupedia.com/interview.html Tafatafa momba an'i Nupedia (Q & A about Nupedia)]", Nupedia, March 2000</ref> Fony tamin'ny andron'iny Nupedia, dingana fito no narahin'ny lahatsoratra iray vao vita, ary matihanina maro no manara-maso izany dingana izany, nefa tsapa tato aoriana fa ela loatra izany sivana izany ka voafetra ihany ny isan'ny lahatsoratra vita. Raha i Bomis ihany no nanohana ara-bola ny fandaniana ilaina, dia nisy fikasana hitadiavam-bola amin'ny alàlan'ny dokambarotra.<ref name=QANupedia /> Fahazoan-dàlana manokana atao hoe Nupedia Open Content License no nitondra an'iny Nupedia, fa novaina ho [[GFDL]] talohan'ny nanorenana an'iny Wikipedia araka ny torohevitr'i [[Richard Stallman]].
 
NyTamin'ny [[10 janoary]] [[2001]], dia nanolo-kevitra hampiasa wiki teo amin'iny Nupedia i Larry Sanger tao anatin'ny mailing list. Hoy indrindra izy tamin'ilay lahatsoratra "Ndeha hanao wiki":
 
{{quotation|Tsia, tsy soson-kevitra tsy mendrika akory ity. Misy hevitra hanampy <!--mg:FEATURE-->zavatra kely amin'i Nupedia. Inoan'i Jimmy Wales fa maro no mety hitsipaka ny hevitra, saingy izaho kosa tsy mino. (…) Ny fampiasan'i Nupedia wiki no HANY fomba tsotra sy malalaka <!--mg:DEVELOPPING-->hanovana ny votoatiny. Efa naelinay tsikelikely ny hevitra hitady tetikasa tsotra sy malalaka kokoa hanoloana na hisolo toerana an'i Nupedia. Amiko dia ny wikis no azo mora foronina indrindra sady vetivety, tsy dia mila fanamboarana loatra sady kely <!--mg:RISK-->risika indrindra. Raha arak'izay hitako dia io no fomba kely lafy ratsiny indrindra, sady loharano lehibe ho an'ny votoatiny.}}
Andalana faha-25:
{{quotation|No, this is not an indecent proposal. It's an idea to add a little feature to Nupedia. Jimmy Wales thinks that many people might find the idea objectionable, but I think not. (…) As to Nupedia's use of a wiki, this is the ULTIMATE "open" and simple format for developing content. We have occasionally bandied about ideas for simpler, more open projects to either replace or supplement Nupedia. It seems to me wikis can be implemented practically instantly, need very little maintenance, and in general are very low-risk. They're also a potentially great source for content. So there's little downside, as far as I can determine.<ref>{{cite news|author=[[Larry Sanger]]|title=Let's make a wiki|date=[[January 10]], [[2001]]|publisher=Internet Archive|url=http://web.archive.org/web/20030414014355/http://www.nupedia.com/pipermail/nupedia-l/2001-January/000676.html}}</ref>}})
 
Nampilaza tamin'ny mailaka fampitana i Sanger momba ny fisokafan'iny Wikipedia tamin'ny fomba ofisialy tamin'ny [[15 janoary]] [[2001]] tao amin'ny http://www.wikipedia.com, ary mbola ny teny anglisy no teny tokana nampiasainy.<ref>{{cite news|author=[[Larry Sanger]]|title=Wikipedia is up!|date=[[January 17]], [[2001]]|publisher=Internet Archive|url=http://web.archive.org/web/20010506042824/www.nupedia.com/pipermail/nupedia-l/2001-January/000684.html}}</ref> Hatramin'ny 10 janoary izy dia mbola fanampin'iny Nupedia.com ahafahan'ny daholobe manoratra lahatsoratra izay hakambana ao anatin'iny Nupedia rehefa voatsara. Tsy nankatoavin'ny mpitantana sy mpanolo-tsaina tao amin'iny Nupedia anefa ny fomba fivoatrany, koa nijoro ho tetikasa mahaleotena tsy miankina amin'iny Nupedia intsony izy. <ref name=SangerMemoir>{{cite news|author=[[Larry Sanger]]|title=The Early History of Nupedia and Wikipedia: A Memoir|date=[[April 18]], [[2005]]|publisher=[[Slashdot]]|url=http://features.slashdot.org/features/05/04/18/164213.shtml}}</ref> Nofaritana nandritra ny volana vitsivitsy voalohany ny fitsipika "neutralmomba point-of-view" nany fijery tsy mitanila (anglisy: ''neutral'' ''point''-''of''-''view''), na dia mitovy betsaka tamin'ny fitsipika "nonbias" an'iny Nupedia aza izany. Nisy koa anefa fitsipika hafa vitsivitsy napetraka. Vetivety foana dia nahazo laka tamin'ireo mpandray anjara tao amin'iny Nupedia iny Wikipedia, nalaza tamin'i Slashdot ihany koa arysy teo amin'ireo fikarohana sehatra. Nitombo ny isan'ny lahatsoratra, nanodidina ny 20.000 ny isany ary 18 ireo tenim-pirenena nampiasana azy tamin'ny taona voalohany nisiany. 26 izany isan'ny tenim-pirenena izany tamin'ny faran'ny taona 2002, 46 tamin'ny faran'ny taona 2003 ary 161 tamin'ny faran'ny taona 2004.<ref>"[http://en.wikipedia.org/wiki/Wikipedia: Multilingual_statistics Antontan'isa Wikipedia amin'ny tenim-pirenena maro]", Wikipedia, [[30 martsa]] [[2005]]</ref> Niara-nisy ny Nupedia sy ny Wikipedia mandra-pikaton'ny Nupedia tanteraka tamin'ny taona 2003, ka nametrahana ny lahatsoratra rehetra tao anatiny ho ao amin'iny Wikipedia.
 
[[Sary:WikipediaHomePage30March2001.png|thumb|300px|ankavanana|Wikipedia anglisy tamin'ny [[30 martsa]] [[2001]], roa volana sy tapany taorian'ny niorenany.]]
 
Raha arakaraka an'i Wales sy Sanger, dia [[w:en:Portland Pattern Repository|en:Portland Pattern Repository]] na WikiWikiWeb an'i [[w:en:Ward Cunningham|en:Ward Cunningham]] no fototry ny fampiasana wiki tamin'ny Wikipedia. Nomarihin'i Wales fa reny tamin'i Jeremy Rosenfeld, mpiasa iray tao amin'iny Bomis ny ambangovangony momba azy io, tamin'ny volana desambra 2000,<ref>[[Jimmy Wales]], "[http://mail.wikipedia.org/pipermail/wikipedia-l/2005-April/039093.html Re: Sanger's memoirs]", [[20 aprily]] [[2005]],<wikipedia-l@wikipedia.org></ref> nefa taorian'ny nandrenesan'i Sanger ny fisian'io wiki io tamin'i Ben Kovitz<ref name=SangerMemoir /> ny volana janoary 2001 vaoovao natolony an'i Wales ny hevitra hampiasana wiki amin'iny Nupediata, sy nanombohan'ny tantaran'iny Wikipedia. Niara-nisy tamin'iny Nupedia hatramin'ny fiantombohany koa ny tetikasa iray GNUpedia izay malalaka ny votoatiny nefa tsy nampiasa wiki. Taty aoriana dia nitsahatra ny fivoarany, ary i [[Richard Stallman]], fantatra indrindra eo amin'ny sehatry ny rindrankajy izaysady mpamorona an'iny GNUpedia no nitondra ny anjara-birikiny tamin'iny Wikipedia.<ref>{{cite news|author=[[Richard Stallman]]|title=The Free Encyclopedia Project|date=1999|publisher=[[Free Software Foundation]]|url=http://www.gnu.org/encyclopedia/encyclopedia.html}}</ref>
 
Naneho ny fiahiahianyahiahiny ny amin'ny dokambarotra sy ny fahabangan'ny fanaraha-maso amin'ny Wikipedia anglisy ny mpikambana maro tao amin'ny Wikipedia espaniôla, ary namorona ny tetikasa ''Enciclopedia Libre'' izay niainga avy amin'iny Wikipedia ny volana febroary 2002. IoTamin'io taona io ihany, taty aoriana kely, dia nanao fanambarana i Wales fa tsy haneho dokambarotra ny Wikipedia ary hafindra ao amin'iny wikipedia.org ny sehatra. Hosinganina koa ny tetikasa Wikinfo, izay niainga avy tamin'iny Wikipedia ihany nefa niala tamin'ilay fitsipika "fijery tsy mitanila" (''neutral point-of-view'') mba ahafahanyhahafahany mametraka lahatsoratra hafa misy fijery "'''sympathetic point-of-view'''".
 
Niforona avy amin'iny Wikipedia sy ny Nupedia ny [[20 jiona]] [[2003]] ny Wikimedia Foundation.<ref>Jimmy Wales: "[http://mail.wikipedia.org/pipermail/wikipedia-l/2003-June/010690.html Announcing Wikimedia Foundation]", [[20 jiona]] [[2003]], <wikipedia-l@wikipedia.org></ref> Taorian'izay dia niasa tao anatin'io fikambanana tsy itadiavam-bola io iny Wikipedia sy ireo tetikasa rahavavy. "In Memoriam: September 11<!--DO NOT REFORMAT THIS DATE, IT IS IN QUOTATIONS--> Wiki" no tetikasa rahavavin'iny Wikipedia niseho voalohany, niforona ny volana oktobra 2002 hitantarana amin'ny antsipirihanyantsipiriany ny fanafihana an'i Etazonia tamin'ny [[11 septambra]];<ref>Nony tamin'ny taona 2006 anefa dia tsy nokilasian'ny maro ho tetikasa rahavavy ny sehatra "In Memoriam: September 11"; ary nisy torohevitra sy antso hanakatonana azy, na hamindrana toerana azy ao amin'i [[w:en:Wikia|]]. "[http://meta.wikimedia.org/w/index.php?title=Proposals_for_closing_projects&oldid=362802 Sosokevitra hanakatonana tetikasa]", ahitana dinika momba an'izay ao amin'ny Meta-Wiki.</ref> Natomboka ny volana desambra 2002 ny tetikasa rakibolana [[Wiktionary]] (na Wikibolana amin'ny teny malagasy); herinandro taorian'izay iny [[Wikiquote]], tahirina quotations; ary iray volana taty aoriana iny [[Wikibooks]], angona angom-boky maimaim-poana. Avy eo dia maro ny tetikasa hafa natomboka izay hita etsy ambany ny antsipiriany.
 
== Tetikasa Wikipedia ==
 
Ny [[Wikipedia amin'ny teny anglisy]] no Wikipedia lehibe indrindra aryizay manana lahatsoratra eo amin'ny efatra tapitrisa eo ho eo ilay raki-pahalalana. Manaraka aoriana ny fiteny nerlandey, ny fiteny alemaina, ny fiteny soedoa ary ny fiteny frantsay izay samy manana lahatsoratra mahery maherin'ny 1,5 tapitrisa.
 
=== Wikipedia amin'ny teny anglisy ===
[[File:English Wikipedia as the most viewed Wikipedia per country (1st and 2nd).png|thumb|440px|right|Laharan'ny Wikipedia amin'ny teny anglisy araky tsidika isaky ny firenena : voalohany (mena), faharoa (laoranjy).]]
 
Noforonina tamin'ny [[15 Janoary]] 2001, arysady manana lahatsoratra voatahiry mahery maherin'ny efatra tapitrisa nanomboka tamin'ny Jolay 2012. Nyny Wikipedia amin'ny teny anglisy. Izy no voalohany arysy lehibe indrindra. Eo amin'ny 14,7% ny lahatsoratra eo amin'ny tetikasa Wikipedia rehetra no amin'ny teny anglisy. Nihena avy tamin'ny 50% io isa io nohon'ny fitomboan'ny Wikipedia amin'ny fiteny hafa. Eo amin'ny 9,7 gigaoktety ny lanjan'ny lahatsoratra ao amin'ny Wikipedia amin'ny teny anglisy.
 
== Tsiahy ==