Faritra Sava: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-12:
}}
Ny '''faritra Sava''' dia [[faritra]] ao amin'ny [[faritan' Antsiranana]], any avaratr'i [[Madagasikara]]. Ny
Ny faritra Sava dia voazara distrika efatra : [[Distrikan'i Sambava|Sambava]], [[Distrikan' Antalaha|Antalaha]], [[Distrikan'i Vohemar|Vohemar]] ary [[Distrikan' Andapa|Andapa]]. Ny anaran'ny faritra dia avy amin'ny lohasoratr'ireo distrika ireo : '''S'''ambava, '''A'''ntalaha, '''V'''ohemar ary '''A'''ndapa. Ireo tanàna ireo dia milaza-tena ho « Renivohitry ny [[lavanila]] », satria io faritra io no tena mpamoaka lavanila indrindra eto an-tany.
|