Damaskôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
k The file Image:Damsacus_infobox2.jpg has been removed, as it has been deleted by commons:User:Ellin Beltz: ''Copyright violation, see commons:Commons:Licensing''. ''Translate me!''
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
 
 
I '''Damaskosy'''<ref>Anarana nomen'ny mpandika baiboly malagasy an'ilay tanàna</ref> dia tanàna renivohitr'i [[Siria]]. avy amin'ny teny arabo ''Dimashq'', dia firenena lehibe indrindra ao Siria. I Damaskosy no tanàna antitra indrindra mbola ipetrahan'ny mponina. NyMisy tanàn-dehibe dia manana isam-poninamponina 2,6 tapitrisa mponinaizy tamin' ny taona 2004<ref>Central Bureau of Statistics Syria [http://www.cbssyr.org/General%20census/census%202004/pop-man.pdf Syria census 2004]</ref>.
 
I Damakosy dia renivohitry ny kalifaty omaiada tamin'ny taonjato fahafito hatramin'ny taonjato fahavalo. Taorian'ny fandresen'ny dinastia Abasida, dia nafindra tany BagadadaBagdada ny renivohitra. Nandritry taonjato faha-13, dia lasa renivohitry ny kalifaty mamaloka, izay nahatonga azy ho tanàna lehibe ary manan-karena amin'ny lafiny ara-kolontsaina ao amin'ny faritra misy azy (Azia andrefana). Nandritry ny taona nanjakan'ny Fanjakambe Osimàna, dia nihakely ny lanjan'i Damaskosy. Amin'izao fotoana izao, i Damaskosy no tanàna renivohitr'i Siria. Ary noho ny hareny ara-kolontsaina, izy io no voafidy ho renivohitra ara-kolontsain'ny araboArabo ny taona 2008.<ref>{{cite web|url=http://damascus.org.sy/ |title=دمشق عاصمة الثقافة العربية 2008 |publisher=Damascus.org.sy |date= |accessdate=2010-06-20}}</ref>
 
== Tsiahy ==