Boky: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Latin dictionary.jpg|200px|right]]
 
Ny '''boky''' dia zavatra azo tsapain-tanana mitahiry ny fampahalalana amin'ny alalan'ny pejy taratasy voaprinty nakambana ary nasiana foninyfonony henjana. Ao amin'ny pejim-boky dia mety ahitana sarisary.
 
Mety firaketana fampahalalana mikasika ny zavatra tokana na maro ny boky. Ny [[Baiboly]], ny [[Iliady]] ary ny [[Odisey]] izao ohatra dia boky iray ahitana tantara maro. Ny boky [[raki-pahalalana]] dia matetika ahitana lahatsoratra nosoratan'olona maro, ary aprintyatonta amin'nyprinty alalan'nyka tsinjaraina ho boky maro.
 
Ireo olona tsy afaka mamaky ny lahatsoratry ny boky na tsy afaka mamaky teny dia antsoina hoe "[[habadoana|bado]]".