Repoblika Demôkratikan' i Kôngô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k sokajy vaovao
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-47:
|}}
 
Ny '''Repoblika Demokratikan'i Kongo''' dia firenena ao amin'ny faritryfaritr'i [[Afrika afovoany]]. Izy no Firenenafirenena ao Afrika ngeza indrindra eo aorian'i [[Sodana]] sy i [[Aljeria]] ; izy koa nyno firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra ao amin'ny faritryfaritr'i Afrika afovoany. Ny Repoblika Demokratikan'i Kongo no firenena be olona indrindra ao amin'ny fikambanan'ny Francophoniefirenena miteny frantsay eo alohan'i [[Frantsa]]. Hiantsoana azy koa ny hoe Kongo-Kinshasa mba tsy hifangaroany amin'i [[Kongo-Brazzaville]]. Kinshasa no renivohiny, avy eo nyno avianniavian'ilay anarana hoe Kongo-Kinshasa. I [[Zaira]] koa nyno anaran'io firenena io tamin'ny [[1971]] hatramin'i [[1997]], teo izy niova ''Repoblika Demokratikan'i Kongo''.
 
[[Sokajy:Firenena]]