Fiteny frantsay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-12:
- Maitso: mpiteny frantsay hafa.]]
 
Ny '''fiteny frantsay''' dia fiteny ao amin'ny vondron'ny [[Fiteny rômana|fiteny rômana,]] (vondrona isian'ny fiteny avy amin'ny [[Fiteny latina|fiteny latina]] taloha (- izay ahitana ny [[Fiteny espaniola|espaniola]], [[Fiteny italiana|italianina]], sns.) tenenina any [[Frantsa]] (na diasy any ampitan-dranomasina aza), tanysy niaviany,any any [[Belzika]] (any Valônia ary any [[Bruxelles]]), any [[Monaco]], any [[Kanada]] (Québec, Ontario, Nouveau-Brunswick) ary any [[Soisa]] rômanda (anisan'ny teny ofisialin'i [[Soisa]] ny fiteny frantsay). Ahitana mpiteny frantsay koa any [[Etazonia]] (ao Louisiane indrindraindrindra), any [[Haiti|Haïti]], any Seisela, any amin'ny Nosy [[Maorisy]], any Vanuatu ary any [[Italia]] (Val d'Aoste). Betsaka koa ireo mpiteny frantsay avy any [[Afrika]], indrindraindrindra ao amin'ny [[zanatany]] frantsay taloha (Afrika Andrefana Frantsay, Afrika Ara-pehibe Frantsay, Madagasikara).
 
Ny fiteny frantsay dia fiteny faharoa na fahatelo be mpiteny indrindra manerana izao tontolo izao, ohatra ny any amin'ny [[Repoblika Demokratikan'i Kongo]], firenena be mponina indrindra manerana ny frankôfônia ary anisan'ireo firenena 29 mampiasa ny teny frantsay ho teny ofisialy irery na ofisialy miaraka, ny ankamaroan'ny firenena ao [[Afrika Andrefana]]. Ireo firenena ankehitriny mampiasa ny fiteny frantsay ireo dia zanatany frantsay ary zanatany beljianina taloha. Vitsy ihany ireo olona nobeazina tamin'ny fiteny frantsay any Afrika, indrindra any Côte d'Ivoire na any Gabon; ireo olona ireo dia matetika mipetraka eny ambonivohitra.
 
Any Frantsa, ny fiteny frantsay dia anisan'ny marikafamantarana ny maha-frantsay: teny frantsay no teny ofisialin'ny [[Repoblika frantsay]] (andininy faharoan'ny lalampanorenan'ny 1958). Fitaovana iparitahan'ny kolontsaina frantsay manerana izao tontolo izao koa io fiteny io. Manana fikambanana manan-tanjona mampanam-boambolana frantsay koa ny fiteny frantsay, tamin'ny didi-panjakan'ny 3 Jolay 1997 mahakasika ny fampananam-boambolana ny fiteny frantsay.
 
Ny isan'ny mpiteny frantsay manerana izao tontolo izao dia 220 tapitrisa eo ho eo, 72 tapitrisa amin'ireo no mahaihay miteny frantsay (fanakaikezaana nataon'ny [[Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia]]: 2010), teny fahenina be mpiteny indrindra ny fiteny frantsay. Anisan'ny teny ofisiany enina an'ny [[Firenena mikambana]] (miaraka amin'ny [[fiteny anglisy]]) ary teny ofisialy na teny fiasan'ny fikambanana iraisam-pirenena na fikambanam-pirenena. Noho izy teny ofisialin'i Frantsa, firenena mpikamban'ny [[Vondrona Eoropeana]], teny ofisialin'ny Vondrona Eoropeana koa ny fiteny frantsay.
 
Talohan'ny [[Ady Lehibe Voalohany|Ady lehibe voalohany]], teny fiasan'ny fianankaviana nanjaka tany [[Eoropa]] ny fiteny frantsay; ary fiteny ampiasain'ny diplômata rehefa mihaona.
 
== Tantara ==