Metaly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 114 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q11426 (translate me)
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Hot metalwork.jpg|Metaly hafanaina mba hahafahan'ny mpandrafi-by manolana azy moramora kokoa|thumb|240px|right]]
 
Ny '''metaly''' dia zavatra simika mety mitondra [[aratra]] na [[hafanana]] ary mivadi-toetra mba ho lasa katiôna na manao rohy iônika amin'ny zavatra tsy metaly. Amin'ny [[simia]], ny metaly (avy amin'ny teny grika «μέταλλον» dia zavatra afaka mitondra aratra moramora kokoa nohon'noho ny rivotra na zavatra hafa toy ny [[plastika]] na [[fitaratra]]. Ao anatin'ny metaly, ny [[atôma]] dia mety mivadika [[katiôna]] amin'ny alàlan'ny haverezana [[elektirôna]] iray ary avy amin'ny fangalarana elektirôna iray hafa any amin'ny atôma manodidona azy mba hanolo ilay elektirôna very.
 
Ohatra metaly matetika ampiasaina :