Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Namafa soratra tsy mifanaraka amin'ny tokony ho izy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Capricorn.svg|vignette|241x241px|Ny evan'ny Adijady]]
Ny '''Adijady''' no vintana fahafolo amin'ny fanandroana manaraka ny zodiakan-kintana na ny zodiaka mihetsika sy amin'ny fanandroana malagasy manara-bolana. Ny [[Alakaosy]] no eo alohany ary ny [[Adalo]] no manaraka azy. Anaran'ny [[zana-pehintany]] atsimo koa ny Adijady.
 
== Fiavian'ilay anarana ==
Andalana faha-33:
 
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==
Ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana fahafolo koa ny Adijady ka ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy. Renivintana ny Adijady.

Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mafy ny Adijady ka tsara anorenana zavatra tiana hateza satria mijadina mafy. Mitrotro ny [[Adalo]] sy mibaby ny [[Alakaosy]] ny Adijady. Mifandratra amin'ny [[Asorotany]] sady mitanila sy miarina eo amin'ny [[Alahasaty]] sy ny [[Adizaoza]] izy.
 
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Adijady ho volana fahafolo amin'ny taona ao amin'ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany).