Soratra Masina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fivavahana
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Soratra Masina|'''Soratra''' '''Masina''']] dia ireo teny voasoratra sy notenenin'ireo olomasin'Andriamanitra notsilovin'ny [[Fanahy Masina]]. Amin'ny [[fivavahana jiosy]] sy ny mpanoratra ny [[Testamenta Vaovao]] dia ny [[Tanakh]] (Testamenta Taloha hebreo) no lazainy hoe Soratra Masina fa amin'ny [[Kristianisma|Kristiana]] dia ny [[Baiboly]] manontolo (Testamenta Taloha sy [[Testamenta Vaovao]]) no Soratra Masina. Azo aitatra ny hevitr'io andian-teny hoe ''Soratra Masina'' io ka mahafaoka ny boky masin'ny fivavahana tsirairay.