Fanekem-pinoana : Fahasamihafan'ny versiona roa

Rohy
k
(Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Ny [[fanekem-pinoana|'''fanekem'''-'''pinoana''']] na [[Fanekem-pinoana|'''fiekem'''-'''pinoana''']] dia lahatsoratra natao ho tononin'ny mpino ampahibemaso mba hanambaràny sy hamaritany mazava ary hamintinany ny fototry ny finoany. Ny [[Jodaisma|Jiosy]] sy ny [[Kristianisma|Fiangonana kristiana]] sasany (katolika sy ortodoksa ary protestanta sasany) ary ny [[Silamo]] dia manana fanekam-pinoana.
 
== Ny fanekem-pinoana eo amin'ny fivavahana jiosy ==
 
==== Ny voasoratra ao amin'ny ''Devarim'' sy ny Deoteronomia ====
Ny fanekem-pinoan'ny [[jodaisma]] amin'ny [[teny hebreo]] dia ny hoe שמע ישראל / S''hemaʿYisrâ'êl'' ("Mihainoa ry Isiraely"). Izao no voasoratra ao amin'ny ''Devarim'' ([[Bokin'ny Deoteronomia]]) ao amin'ny [[Torah]]:
 
שְׁמַע יִשְׂרָאֵל יְהוָה אֱלֹהֵינוּ יְהוָה אֶחָֽד׃‬ / ''Shemaʿ Yisrâ'êl YHWH elokhenu YHWHIHWH ekhâd'' ("Mihainoa ry Isiraely, i [[Yahweh]]Iahweh no Andriamanitsika'','' Tokana i YahwehIahveh").
 
Hita ao amin'ny Deoteronomia (Deo. 6.4) ao amin'ny [[Baiboly]] io andala-tsoratra io:
 
==== Ny tsy fanononana ny anaran'Andriamanitra ====
Araka ny fanao jiosy dia tsy tononina ny anarana hoe יְהוָה '''/''' YHWHIHWH amin'ny fanononana ilay fanekam-pinoana, ka mety ny hoe ''HaShem'' ("ny Anarana") na ny hoe אֲדֹנָי / ''Adonai'' ("Tompo") na teny hafa no asolo an'io anarana io. Izany dia tsy midika fa tsy soratana ilay anarana.
 
''Shema Yisrâ'êl HaShem Elokhenu, HaShem Ekhâd'' ("Mihainoa ry Isiraely, ilay Anarana no Andriamanitsika, Tokana ilay Anarana").
 
==== Ny fanekem-pinoan'ny Kristiana voalohany ====
Ny fiangonana kristiana dia nanana fanekam-pinoana izay mamaritra ny maha [[Kristianina|Kristiana]] ny olona iray. Ho an'ny Kristiana, ny fanekem-pinoana voalohany dia ny [[kerigma]], fanambaram-pinoan'ny Kristiana voalohany:
* ''I Jesosy Kristy no Mesia Zanak'Andriamanitra'';
 
2 689

modifications