Mpanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[mpanjakan'i Jodà|'''mpanjakan'i''' '''Jodà''']] dia ireo mpanjaka avy amin'ny [[fokon'i Israely]] lazaina ao amin'ny [[Baiboly]] fa nanapaka ny tapany atsimon'ny tanin'i Israely ao Palestina, izay atao hoe [[Fanjakan'i Jodà]], taorian'ny fisarahan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely]] ho roa nanomboka tamin'ny taona 930 tal. J.K. hatramin'ny taona 586 tal. J.K. Nanomboka teo amin'ny fanjakan'i [[Rehoboama]] na [[Rehoboama|Roboama]] ka hatramin'ny fanjakan'i [[Zedekia]] na Sedekiasa ny mpanjakan'i Jodà. I [[Saoly]] (na Saola) sy i [[Isboseta]] sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]] (na Salomona) dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Israely]] tamin'ity fanjakana ity mbola tokana tsy mivaky. Nisy roapolo ny isan'ny mpajaka nifandimby nitondra tao Jodà, raha tsy isaina i [[Saoly]] (שאול / ''Shā’ûl'') sy i [[Davida (mpanjaka)|Davida]] (דָּוִד / ''Dāwîḏ'') ary i [[Solomona|Salomona]] (שְׁלֹמֹה‬ / ''Shlomoh'').
 
#[[Rehoboama]] na Roboama (hebreo: רְחַבְעָם / ''Rehav’am'');