Asombola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-9:
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Virgo'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Vierge.'' Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sunbulat'' na ''Sumbulat'' na ''Perawan'' ihany koa izy.
 
== Ny antokon-kintana Alahasaty sy ny zodiaka ==
Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] eo amin'ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]'ny Asombola dia manomboka amin'ny 16 Septambra ka miafara amin'ny 30 Oktobra. Ny fari-potoan'ny Asombola araka ny [[Zodiaka|zodiakan-kintana]] dia hatramin'ny 16 Septambra ka hatramin'ny 15 Oktobra. Ny Asombola ao amin'ny zodiakam-panandroana mahazatra (zodiaka mikisaka; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia manomboka amin'ny 23 Septambra ka miafara amin'ny 22 Oktobra.
{| class="wikitable"
|
|<small>'''Alahasaty'''</small>
|<small>'''Asombola'''</small>
|<small>'''Adimizana'''</small>
|-
|<small>'''Antokon-kintana'''</small>
|<small>10 Aogositra - 16 Septambra</small>
|<small>16 Septambra -  30 Oktobra</small>
|<small>30 Oktobra - 20 Novambra</small>
|-
|<small>'''Zodiakan-kintana'''</small>
|<small>16 Aogositra - 15 Septambra</small>
|<small>16 Septambra -  15 Oktobra</small>
|<small>16 Oktobra - 15 Novambra</small>
|-
|<small>'''Zodiaka mikisaka'''</small>
|<small>23 Jolay - 22 Aogositra</small>
|<small>23 Aogositra -  22 Septambra</small>
|<small>23 Septambra - 22 Oktobra</small>
|}
 
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==
[[Sary:10 Ariary 1999 head side.jpg|vignette|89x89px|Vola]]