Adizaoza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-6:
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''. Amin'ny faritra sasany eto Madagasikara dia atao hoe ''Alijoza'' na ''Alizoza'' io teny io.
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Gemini'' na amin'ny teny frantsay hoe ''Gémaux.'' Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Mapacha'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Kembar'' ihany koa izy.
 
== Ny antokon-kintana Adizaoza sy ny zodiaka ==
Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] eo amin'ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]'ny Adizaoza dia amin'ny 21 ''Jona hatramin'ny 20 Jolay''. Ny fari-potoan'ny Adizaoza araka ny [[Zodiaka|zodiakan-kintana]] dia eo amin'ny 16 Jona hatramin'ny 15 Jolay. Ny Adizaoza ao amin'ny zodiakam-panandroana mahazatra (zodiaka mikisaka; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia avy eo amin'ny 21 Mey ka miafara amin'ny 21 Jona.
{| class="wikitable"
|
|<small>'''Adaoro'''</small>
|<small>'''Adizaoza'''</small>
|<small>'''Asorotany'''</small>
|-
|<small>'''Antokon-kintana'''</small>
|<small>13 Mey - 21 Jona</small>
|<small>21 Jona - 20 Jolay</small>
|<small>21 Jolay - 20 Aogositra</small>
|-
|<small>'''Zodiakan-kintana'''</small>
|<small>16 Mey - 15 Jona</small>
|<small>16 Jona - 15 Jolay</small>
|<small>16 Jolay - 15 Aogositra</small>
|-
|<small>'''Zodiaka mikisaka'''</small>
|<small>21 Avrily - 20 Mey</small>
|<small>21 Mey - 21 Jona</small>
|<small>22 Jona - 22 Jolay</small>
|}
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Gemini'' na amin'ny teny frantsay hoe ''Gémaux.'' Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Mapacha'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Kembar'' ihany koa izy.
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==
[[Sary:MBA Lyon Exposition Claude - Cruche.jpg|vignette|167x167px|Sinibe]]