Asan' ny Apôstôly : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Rohy
k (Rohy)
k (Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Ny [[Asan'ny Apostoly|'''Asan'ny''' '''Apostoly''']] dia boky fahadimy ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. Ny Asan'ny Apostoly dia mitantara ny fiainan'ny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohin'ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]'' izy. Mitantara ny fanatanterahan'ireo Apostoly ny iraka nampanaovin'i [[Jesosy]] azy ireo hitory ny Vaovao mahafaly ao amin'ny [[Jiosy]] sy amin'ny firenena [[jentilisa]] (Asa 1.8) ho lasa zanak'Andriamanitra io boky io. Mitantara koa ny fifandirana nisy teo amin'ny Jiosy tsy kristiana sy ireo Kristiana ny amin'i Jesosy ny Asan'ny Apostoly (Asa 4.1-31; 7.1-59). Ny [[Fanahy Masina|Fanahin'Andriamanitra]] no hitarika azy ireo hitory ny Vaovao mahafalin'i Jesosy amin'ny firenena rehetra. I [[Paoly (apostoly)|Paoly]], izay tsy isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo]], no tantaraina ao amin'ny Asan'ny Apostoly fa nafana fo indrindra tamin'ny fitoriana ny Vaovao mahafaly taorian'ny niovany fo avy amin'ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]] ho amin'ny fanarahana an'i Kristy.
 
== Anaran'ny boky ==
* Fitoriana ny vaovao mahafaly tao Samaria (8.4-40)
* Ny fiovam-pon'i Saoly (9.1-31)
* Ny asa fitoriana nataon'i [[Petera]] (9.32--11.18)
* Ny fiangonana tao Antiokia sy ny fanenjehana an'i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] (11.19 --12.25)
 
=== Fitorian'i Paoly ny Vaovao mahafaly ivelan'i Palestina (13.1--20.16) ===
 
* Dian'i Paoly voalohany hitory ny vaovao mahafaly (13.1--14.28)
* [[Konsily]] tao Jerosalema (15.1-35)
* Dian'i Paoly faharoa hitory ny vaovao mahafaly (15.36--18.22)
* Dian'i Paoly fahatelo hitory ny vaovao mahafaly (18.23--20.16)
2 689

modifications