Asombola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Virgo.svg|vignette|Ny evan'ny Asombola|198x198px]]
Ny '''Asombola''' no vintana fahenina amin'ny fanandroana manaraka ny zodiakan-kintana na ny zodiaka mihetsika. Ny [[Alahasaty]] no eo alohany ary ny [[Adimizana]] no manaraka azy.
 
<br />
Andalana faha-8:
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe السنبلة / ''As-Sumbul'' ("virjina") ny hoe ''Asombola.''
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Virgo'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Vierge.'' Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sunbulat'' na ''Sumbulat'' na ''Perawan'' ihany koa izy.
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==
[[Sary:10 Ariary 1999 head side.jpg|vignette|89x89px|Vola]]
Ao amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahenina koa ny Asombola ka ny tapany andrefana amin'ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagas dia vintam-bola sy vintan'ny olona tia harena ny Asombola.
 
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Asombola ho volana fahenina amin'ny taona ao amin'ny [[tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony ho volana voalohany).
 
== Jereo koa: ==