Alohotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Pisces.svg|vignette|Ny evan'ny Alohotsy]]
Ny '''Alohotsy''' dia vintana faharoa ambin'ny folo amin'ny fanandroana manaraka ny zodiakan-kintana na ny zodiaka mihetsika. Ny [[Adalo]] no eo alohany ary ny [[Alahamady]] no manaraka azy.
 
== Fiavian'ilay anarana ==
[[Sary:Symbole du signe astrologique des poissons.png|vignette|108x108px|Sary maneho ny Alohotsy]]
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.''