Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-3:
 
== Fiavian'ilay anarana ==
[[Sary:RR5110-0045R.gif|vignette|136x136px|Sary maneho ny Adijady]]
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجدي / ''Al-Djadi'' ("osilahy") ny hoe ''Adijady.'' Amin'ny faritra maro eto Madagasikara dia atao hoe ''Alijady'' io teny io.
 
Ligne 9 ⟶ 10 :
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny latina sy anglisy hoe ''Capricornus'' na amin'ny teny frantsay hoe ''Capricorne.'' Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Jadi'' na ''Mbuzi'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jadi'' na ''Kambing Duyung'' ihany koa izy.
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==
Ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana fahafolo koa ny Adijady ka ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mafy ny Adijady ka tsara anorenana zavatra tiana hateza satria mijadina mafy. Mitrotro ny [[Adalo]] sy mibaby ny [[Alakaosy]] ny Adijady. Mifandratra amin'ny [[Asorotany]] sady mitanila sy miarina eo amin'ny [[Alahasaty]] sy ny [[Adizaoza]] ny Adijadyizy.
 
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Adijady ho volana fahafolo amin'ny taona ao amin'ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany).