Alohotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanohy
Andalana faha-4:
== Fiavian'ilay anarana ==
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.''
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny latina sy anglisy hoe ''Pisces'' na amin'ny teny frantsay hoe ''Poissons''. Amin'ny [[Fiteny soahily|fiteny soahily]] dia atao hoe ''Hutu'' na ''Samaki'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Hut'' na ''Ikan'' ihany koa izy.
 
 
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==