Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanohy
Andalana faha-4:
== Fiavian'ilay anarana ==
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجدي / ''Al-Djadi'' ("osilahy") ny hoe ''Adijady.''
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny latina sy anglisy hoe ''Capricornus'' na amin'ny teny frantsay hoe ''Capricorne.'' Amin'ny faritra maro eto Madagasikara dia atao hoe ''Alijady'' io teny io. Amin'ny [[Fiteny soahily|fiteny soahily]] dia atao hoe ''Jadi'' na ''Mbuzi'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jadi'' na ''Kambing Duyung'' ihany koa izy.
 
 
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==