Asombola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanohy
Andalana faha-4:
== Fiavian'ilay anarana ==
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe السنبلة / ''As-Sumbul'' ("virjina") ny hoe ''Asombola.''
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny latina sy anglisy hoe ''Virgo'' na amin'ny teny frantsay hoe ''Vierge.'' Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sunbulat'' na ''Sumbulat'' na ''Perawan'' ihany koa izy.
 
 
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==