Asombola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nandamina
Andalana faha-1:
[[Sary:Virgo.svg|vignette|Ny evan'ny Asombola|242x242px]]
Ny '''Asombola''' no vintana fahenina amin'ny fanandroana manaraka ny zodiakan-kintana na ny zodiaka mihetsika. Ny Alahasaty no eo alohany ary ny Adimizana no manaraka azy.
 
Ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana fahenina koa izy ka ny tapany andrefana amin'ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagas dia vintam-bola sy vintan'ny olona tia harena ny Asombola. Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Asombola ho volana fahenina amin'ny taona ao amin'ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony ho volana voalohany).
 
== Fiavian'ilay anarana ==
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe السنبلة / ''As-Sumbul'' ("virjina") ny hoe ''Asombola.''
 
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==
Ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana fahenina koa izy ka ny tapany andrefana amin'ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagas dia vintam-bola sy vintan'ny olona tia harena ny Asombola. Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Asombola ho volana fahenina amin'ny taona ao amin'ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony ho volana voalohany).
 
== Jereo koa: ==