Alohotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Andalana faha-1:
[[Sary:Pisces.svg|vignette|Ny evan'ny Alohotsy]]
Ny '''Alohotsy''' dia vintana sy volana faharoa ambin'ny folo amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana]] symanaraka ny [[Tetiandrozodiakan-kintana malagasy|tetiandrona malagasy]]ny zodiaka mihetsika.

== Fiavian'ilay anarana ==
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.''

== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==
Ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana faharoa ambin'ny folo koa ny Alohotsy ka ny tapany antsinana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy. Vintan'olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy araka ny finoan-drazana malagasy. Mifandratra amin'ny [[Asombola]] sy miarina eo amin'ny [[Adimizana]] io vintana io.
 
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Alohotsy ho volana faharoa ambin'ny folo amin'ny taona ao amin'ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony ho volana voalohany).
 
== Jereo koa: ==