Adizaoza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nandamina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nandamina
Andalana faha-2:
Ny '''Adizaoza''' no vintana fahatelo ao amin'ny fanandroana manaraka ny zodiakan-kintana na ny zodiaka mihetsika.
 
Ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana fahatelo koa izy. Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Adizaoza ho volana fahatelo amin'ny taona ao amin'ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]] (raha ny Alahamady no ataon ho volana voalohany). Ao amin'ny fanandroana malagasy dia ny tapany atsimo amin'ny rindrin-trano antsinanana no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mahery ny Adizaoza ka ny olona ateraka aminy dia "miozanozana" raha tsy alam-bintana. Ny [[Alakaosy]] no mifandratra amin' ny Adizaoza. Eo amin' ny Adizaoza no fitoeran'ny sinibe ao an-trano. Izay olona mikasa hampaka-bady, na hanorin-trano, sns., nefa sendra mifandratra amin'ny vintany ireo lazaina fa andro tsara fanaovana izany, dia ny Adizaoza no tokony hofidiny, fa io tsy mihetsiketsika tahaka ny sinibe, ka hampateza ny zavatra kasaina hatao. Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Adizaoza ho volana fahatelo amin'ny taona ao amin'ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]] (raha ny Alahamady no ataon ho volana voalohany).
 
== Fiavian'ilay teny ==