Adizaoza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nandamina
Andalana faha-1:
[[Sary:Gemini.svg|vignette|205x205px|Ny evan'ny Adizaoza]]
Ny '''Adizaoza''' no vintana fahatelo ao amin'ny fanandroana manaraka ny zodiakan-kintana na ny zodiaka mihetsika.
Ny '''Adizaoza''' dia vintana sy volana fahatelo ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana]] sy ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]]. Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''. Ao amin'ny fanandroana malagasy dia ny tapany atsimo amin'ny rindrin-trano antsinanana no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mahery ny Adizaoza ka ny olona ateraka aminy dia "miozanozana" raha tsy alam-bintana. Ny [[Alakaosy]] no mifandratra amin' ny Adizaoza. Eo amin' ny Adizaoza no fitoeran'ny sinibe ao an-trano. Izay olona mikasa hampaka-bady, na hanorin-trano, sns., nefa sendra mifandratra amin'ny vintany ireo lazaina fa andro tsara fanaovana izany, dia ny Adizaoza no tokony hofidiny, fa io tsy mihetsiketsika tahaka ny sinibe, ka hampateza ny zavatra kasaina hatao.
 
Ny '''Adizaoza''' dia vintana sy volana fahatelo aoAo amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] sydia nyvintana [[Tetiandrofahatelo malagasy|tetiandrokoa malagasy]]izy. AvyMisy amin'ny anaranMalagasy ny mandray ny volana Adizaoza ho volana fahatelo amin'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]]taona ao amin'ny [[FitenyTetiandro arabomalagasy|tenytetiandro arabomalagasy]] hoe(raha اجوزاءny /Alahamady ''Al-Djuza''no ("kambana")ataon nyho hoevolana ''Adizaoza''voalohany). Ao amin'ny fanandroana malagasy dia ny tapany atsimo amin'ny rindrin-trano antsinanana no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mahery ny Adizaoza ka ny olona ateraka aminy dia "miozanozana" raha tsy alam-bintana. Ny [[Alakaosy]] no mifandratra amin' ny Adizaoza. Eo amin' ny Adizaoza no fitoeran'ny sinibe ao an-trano. Izay olona mikasa hampaka-bady, na hanorin-trano, sns., nefa sendra mifandratra amin'ny vintany ireo lazaina fa andro tsara fanaovana izany, dia ny Adizaoza no tokony hofidiny, fa io tsy mihetsiketsika tahaka ny sinibe, ka hampateza ny zavatra kasaina hatao.
 
== Fiavian'ilay teny ==
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''.
 
== Jereo koa: ==