Eokaristia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kriostianisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''eokaristia''' dia fomba manana ny maha izy azy ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay anamasinan'ny mpanao raharaham-piangonana (pretra na pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan'ny mpivavaka izany araka ny nandidian'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] tamin'ny niarahany misakafo farany tamin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianany]] manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Katolika no mampiasa io teny io ka mitovy votoantin-javatra zavatra tondroina amin'ny teny hoe ''[[Fanasan'ny Tompo]]'' izay ampiasain'ny Protestanta.