Fanasan'ny Tompo : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Nanohy
(Pejy momba ny kristianisma)
 
k (Nanohy)
Ny '''Fanasan'ny Tompo''' dia fomba manana ny maha izy azy ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay anamasinan'ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan'ny mpivavaka izany araka ny nandidian'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] tamin'ny niarahany misakafo farany tamin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianany]] manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Protestanta no mampiasa io andrian-teny io ka mitovy votoantin-javatra zavatra tondroina amin'ny teny hoe ''eokaristia'' izay ampiasain'ny Katolika.
14 795

modifications