Fanasan' ny Tompo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kristianisma
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Martsa 2019 à 11:04

Ny Fanasan'ny Tompo dia fomba manana ny maha izy azy ao amin'ny fivavahana kristiana izay anamasinan'ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan'ny mpivavaka izany araka ny nandidian'i Jesosy Kristy tamin'ny niarahany misakafo farany tamin'ireo mpianany manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy".